Fanemorana ny fe- potoana farany fanoavana, fanambarana sy fandoavana ny Hetra Tambatra "Impôt Synthétique" hatramin'ny 15 May 2020.

Efa azo atao ny manefa ny Hetra Tambatra, amin'ny alalan'ny e-hetraPhone, eny amin'ny ivon-ketra rehetra eto Analamanga. Tohiny