Fampahafantarana ireo toerana ahitana ny vaksiny COVID-19

Ho antsika mpiara-miasa eto amin’ny Ministeran’ny Toe-karena sy ny fitantanam-bola, izay maniry ny hanao na eto amin’ny faritra analamanga na any amin’ny Faritra hafa dia toa izao manaraka izao ireo toerana azo antonina amin’izany.