Fizaram-baovao mahakasika ny fametrahana ny atotantaratasy momba ny fampitambidy.

Ny daty voatondro amin'ny fametrahana antontan-taratasy momba ny vidin'ny famindrana ho an'ny taom-bola 2020 sy 2021 dia nahemotra amin'ny daty manaraka izay hofaritana rehefa tapitra ny telovolana natokana ho an'ny fotoam-piofanana. jereo bebe kokoa