Fandraharahàna eto Madagasikara: Ireo adidy ara-ketra
Fampiofanana manodidina ny lohahevitra "Handraharaha eto Madagasikara : ireo adidy ara-ketran'ny orinasa",
Nahazo ny anjarany ihany koa ireo mpikambana ao amin'ny Maison de la PME - Société Générale de Madagascar, ny zoma 16 septambra lasa teo.