D.A
ADIDY SAROTRA AMIN'NY OLONA ATAO HETRA
(Art 03-0197 hatramin'ny 03-01-106 an'ny CGI)
- Amin'ny ankamaroan'ny toe-javatra, ny fanambarana ny habetsahana sy ny sanda azo hetra, ary ny fandoavana ny DA mifanaraka amin'izany amin'ny mpamory hetra eo an-toerana, fara fahakeliny, ny faha-15 amin'ny volana manaraka ny volana famokarana na famoahana ho an'ny fihinanana na fividianana ny vokatra; tohiny