Hetra amin'ny fidiram-bola sy ny mitovy aminy

FITONDRANA HETRA (and 01.03.10 an'ny CGI)


Ny IRSA dia esorina amin'ny loharano ary aloan'ny mpampiasa na ny masoivoho mandoa vola any amin'ny biraon'ny hetra mitantana ny rakitra hetrany.
Raha toa ka any ivelan’ny tanin’ny firenena ny mpampiasa, dia ny mpiasa no mamaritra sy manefa ny tenany na amin’ny alalan’ny solontena iray ny hetra mifanaraka amin’ny karamany. Tohiny