Gazety boky

BFA 2016

Bileta ny Hetra ho an'ny taona 2016, navokan'ny "Service d'Analyses Economiques et Fiscale".

Ahitana ireo ambangovangony ara- ekonomika, ny Fampidiran-ketra, ny firafitr'ireo hetra eto anivon'ny DGI, ny fivoaran'ireo mpandoa hetra, ny vokatry ny taona 2016. Tohiny

Fiantohana ny mandoa hetra voamarina

Hisintona

Sata mifehy ny zo sy ny adidy ny mpandoa hetra

Hisintona

Hitsivolana laharan 2017-1021 tamin'ny 07 Novambre 2017.

Mahakasika ny fanmpiasana ny e-visa:

- Ny fangatahana, fanomezana, fanarahamaso ary ny fanalavana visa amin'ny fametrahana ny visa elektronika. Hamaky

Tatitra Fanagonana-ketra

Miankina tanteraka amin'ny politikam- panjakana ny fanangonan- ketra, izany dia noho ireo fomba fiasa tsy maintsy arahina izay mifampikina tanteraka. { Ny ambangovangony}

Tatitra mahakasika ny fandaniana mifandraika amin'ny fanomezan'ny fanjakana tombontsoa manokana ara-ketra

Ce rapport présente une évaluation des dépenses fiscales relatives aux principaux impôts d'Etat : Impôt sur les Revenus (IR), Impôt sur les Revenus Salariaux et Assimilés (IRSA), Impôt sur le Revenus des Capitaux Mobiliers (IRCM), Taxe sur la Valeur Ajoutée (TVA), Droits d'Accises (DA), et Droits de Douane (DD). Détails

 

Rapport crédits d'impôts

Rapport sur le contrôle des crédits d'impôts. Lire

Akon'ny hetra laharana faha 42 nivoaka ny volana May 2015

Ny fiaraha-miasa ny DGI sy ny DGD ho fisorohana ny halatra ara ketra sy amin'ny ladoany;

Ny fizotry ny fitsarana ireo fifaninana nokarakarain'ny fombem-pitantanana ny hetra ... 

[Tohiny]

Flash impôts 4T-2015 tamin'ny Febroary 2016 : Gazety ekonomika telovolana fahaefatra ny taona 2015, vokarin'ny sampana mpandalina ara-ekonomika eto amin'ny DGI.

Anisan'ny misongadina anatin'ity gazety ity ny fivoaran'ny fampidiran-ketra tontosa isan-taona, [Andininy]

"Sommaire de la politique fiscale", fahafolo, taona 2015.

Araka ny endrika sosialy sy ekonomika ankehitriny ary ny tanjon'ny fampidiran-ketra, ny politika ny hetra taona 2015 dia mitodika indrindra amin'ny fanitarana ny fanangonan-ketra, ny fitsinjovana izany ary ny fanamafisana ny lafiny ara-pitantanana. [Ny ambangovangony]

Lalana ny fitantanam-bolam-panjakana nasian-panitsiana taona 2016

Fiaraha-miasa tamin'ny "Chambre de Commerce et d'Industrie d'Antananarivo"; no nanaovana ny seraseram-pampahafantarana ny  18 juillet 2016 mahakasika ireo fanovana netina ara-ketra amin'ny lalana ny fitantanam-bolam-panjakana ho an'ny taona 2016 . Ny ambangovangony

ECHOS 00

Nanomboka ny volana febroary lasa teo dia niseho amin'ny endriny tokana ireo gazety boky rehetra eto amin'ny MFB . Anisan'izany ny Akon'ny hetra izay mitatitra manokana ny tenin'ny lehibe mpitantana vaovao sy manambara ihany koa ny momba ny fampiasana ireo "caisse enregistreuse"  vaovao napetraka eny anivon'ireo orinasam-barotra samihafa. Ny ambangovangony  

Fitantanana mahomby, mangarahara, manakaiky hatrany mpandoa hetra.

Torolalana amin'ny famerenana TVA

Ny sehatra iharan'ny famerenana TVA, ny fomba fampiharana izany, ny fepetra mamaritra ireo afaka manao ny famerenana, ao ihany koa ireo atontan-taratasy ilaina amin' ízany. Ny antony mety isian'ny fandavana na tohana amin'ny famerenana, ary ny torohevitra raha toa ka misy fitarainana. Tohiny

Akon'ny hetra laharana faha 41 nivoaka ny volana Martsa 2015

Lahateny voalohany ny Tale jeneraly, Atoa RAJOELISON Andriamahazomanana Liva; mametrapetraka ireo teboka vitsivitsy hamafisina mandritra ny taom-piasana vaovao. 

[Tohiny]

Gazety boky BFO n°03 : Rakitsoratra ofisialy laharana fahatelo mirakitra ny fanazavana ireo lalana sy fepetra mihatra sy ny fampiharana azy.

Tohiny ny fampiharana ny mangarahara eto amin'ny fitantanana sy ny fifanantonana eo amin'ny foibe sy ny mpandoa hetra dia natao ity rakitsoratra ity, hitondrana fanazavana misimisy kokoa ny lalana mikasika ny fakana ny hetra.

Voarakitra amin'izany ny fivoaran'ny fitataovan-ketra mikasika ny hetra mitsitapitapy amin'ny vola miditra ... [ny ambangovangony]