Hetra amin’ny vola miditra mitsitapitapy

Fepetra: Talohan'ny volana faha-15 taorian'ny nanaovana ny fangalana.
Toerana: Foiben'ny hetra mitantana ny antontan-taratasin'ny olona tompon'andraikitra ara-dalàna.
Adidy: Fanambarana ISI + tovana amin'ny dikan-teny elektronika amin'ny "format Excel" sy amin'ny CD manaraka ny modely nomen'ny Foibe ny Hetra
Tombontsoa: Fanesorana ny hetra amin'ny fidiram-bola (And. 01.02.02-II, And. 01.01.10 amin'ny CGI). Haka azy manontolo