FILAZANA, mikasika ny fanalavàna ny fe-potoana hamaliana ny taratasy fampahafantarana voalohany momba ny fisavàna ara-ketra.
Io fanalam-potoana io dia manomboka amin’ny daty fahataperan’ny fe-potoana ara-dalana telopolo andro araka izay voalazan’ireo andininy 20.06.21 ter sy 20.06.24 ao amino fehezan-dalana io.