Filazana: ireo antontan-taratasy ilaina

Modely amin’ireo antontan-taratasy foronin 'ireo kandidà rehetra hilatsaka ho fidiana ho filoham-pirenena. Ny biraon'ny hetra rehetra dia ahitana mpiandry raharaha ny faran'ny herinandro sy ny andro tsy fiasana manomboka ny 23 aogositra hatramin'ny 06 septambra 2023. ny tohiny