Torolalana amin'ny fampiharana ny CGI manaraka ny LFI 2016
Fitaovana iray mampifandray ny mpandoa hetra sy ny fitantanana ara-ketra ity torolalana ity, izay mandrindra ny fifanarahana, ny fifankazahoana eo amin'ny fampiharana ny lalana ankapobe ny hetrå.