Rafitra sy fomba fiasa 2017

Ny fanarahana ity torolalana amin’ny fomba fiasa ity dia natao hitondra fampitoviana eo amin’ny fantanterahana ireo asa eo anivon’ny Ivon-ketra manerana ny nosy ; mikasika ireo filazalazana tsy maintsy atao, ny fomba fikajiana hetra, ny fampidiran-ketra ary ireo asa fanamarihana izay tsy maintsy atrehan’ny foibe fitantanana.