Fanambarana ny 12 Mey 2017 makasika ny fanfarana entana.
Manaraka ny artikla 03.01.06 ny lalana mfehy ankapobe ny hetra; Ny fanafarana alikaola sy vokatra azo avy amin'ny alikaola, ny sigara sy ny paraky , manomboka izao dia mila alalana avy amin'ny DGI. Suite