Tatitra mahakasika ny fandaniana mifandraika amin'ny fanomezan'ny fanjakana tombontsoa manokana ara-ketra

Ity tatitra ity dia maneho ny tomban'ezaka mahakasika ny fandaniana mifandraika amin'ny fanomezan'ny fanjakana tombontsoa manokana ara-ketra, toy ny Hetra mikasika ny vola miditra (IR), Hetra alaina amin'ny fitomboan-karena avy amin'ny fananana mitera-bola, Haba amin'ny sanda hary, Hetra tsy mivantana alaina amin'ny fandaniana, Haban-tseranana...Ny ambangovangony