Akon'ny Hetra 52, Aogositra 3018.
+ Fiofanana ,ahakasika ny fitsirihana ara- ketra sy fisavana ara-ketra, ny tanjona dia ny hanatsarana ny fomba fiasa sy hametrahana lamina maty paika hisian'ny fifampitokisana eo amin'ny mpandoa hetra st ny mpandraharaha,
+ DGI- SAMIFIN: Fanakanana ny vola maloto tsy hivezivezy,
+ DGI- ANMCC: Fifanakalozam- baovao eo amin'ny lafiny ara-toekarena, ara-bola sy ara-barotra,
+ HetraOnline: Rindram-baiko vaovao ho fanatsarana hatrany ny fomba fandoavan-ketra.