Raki-tsary fanoroana ny comba fampiasana ny HetraOnline

Mba ahamora ny fandraisana ny "HetraOnline" izay fitaovana vaovao entina hanavaona ny filazana ara-ketra manaraka ny tambazotra aterineto, dia nato ireto rakitsary ireto mba ho toro lalana amin'ny fikirakirana azy io. Hijery