Filazana ny tany sy ny trano
Manaraka ny artikla 10.01.08 sy 10.02.11 ao amin'ny fifehezana ankapobe ny hetra, ny tompon-tany sy ny tompon-trano dia tokony hametraka filazana amin'ny alalan'ny taratasy fameno alaina any amin'ny kaominina mialoha ny 15 Oktobra 2018. Ambangovangony