Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakàna nasiam-panitsiana, taom-piasana 2018.

Manaraka ny didy aman-dalàna manan-kery ny fandrotsahana ho an’ny tetibolam-panjakana sy ho an’ny Vondrom- bahoakam - paritra, ny hetra, ny sara aman - kaba amin’ny hetra sy faditseranana ary koa ny vokatry ny fidiram - bolam - panjakana amin’ny taona 2018. Ny ambangovangony