Akon'ny hetra 53, Oktobra 2018
Fanentanana ny mpandoa hetra nandritra ny fankalazana ny faha roapolo taona ny DGI tany Antsiranana Ho fanatsarana hatrany ny fandraisana sy ny fanamorana ny fandoavan-ketra dia notokanana tao Moramanga, Vangaindrano, Port berge ary Manja ny ivon-ketra vaovao. Fandraisana anjara tamin’ny foira be ny tantsaha sy ny fifanakalozan-trai-kefa niarahana tamin’ireo firenena ao anatin’ny OIF. Tohiny