Torolalana
Fomba fampiasana ny HetraOnline
Entina hanaovana ny filazana sy ny fandoavan-ketra amin'ny alalan'ny famindram-bola amin'ny Banky ... Tohiny
Torolalana amin'ny fampiasan ny "eHetra payment"
Ny fiasa amin'ny kaonty banky dia ahafahanao misoratra anarana sy mitantana ny kaonty bankin'ny orinasa afaka ampiasaina ho an'ny fifanakalozana fandoavana hetra amin'ny Internet.
Ity misy torolàlana momba ny mpampiasa momba ny eHetra Payment, torolàlana ho an'ny mpizahatany hanamora ny fandoavanao amin'ny Internet.
Torolalana amin'ny famenoana ireo tovana ISI amin'ny excel.
Ireo tovana alefa ao amin'ny HetraOnline dia efa voavolavola amin'ny excel araka ity manaraka ity.
Ny fomba fandefasana ireo tovana ISI
Fitaovana natao hanamaivana ny fandefasana ireo tovana ISI ataon'ny mpandoa hetra. Manatsotra sy tsy manatara satria azo atao n'aiza n'aiza toerana misy aterineto. Tohiny
Ny Fomba famenoana ny tabilao excel ho an'ny tovana IRSA
Aleo mba Miscrosoft Excel 2007 no ampiasaina hamenoana ireo tovana ho alefa. Torolalana
Torolalana amin'ny fandefasana ireo tovana IRSA
Fitaovana natao hanamaivana ny mpandoa hetra amin'ny fandefasana ireo tovana ary koa manampy ny asa ny hetraonline. Vakio ny torolalana
Ny Fomba fanangonan-kevitra taona 2017
Ny fanarahana ity torolalana amin’ny fomba fiasa ity dia natao hitondra fampitoviana eo amin’ny fantanterahana ireo asa eo anivon’ny Ivon-ketra manerana ny nosy ; mikasika ireo filazalazana tsy maintsy atao, ny fomba fikajiana hetra, ny fampidiran-ketra ary ireo asa fanamarihana izay tsy maintsy atrehan’ny foibe fitantanana.
Ho an'ireo ivon-ketra
Ny fomba fanangonan-ketra, ny fanaraha-maso isan-tsokajiny, ny fifanolanana samihafa ary ireo toro-hevitra momba ny sazy, ny fe-potoana fandoavan-ketra sns.
Taona 2007 [Vakio]