<<Mialoha Manaraka>>
Alimanàka
APRILY MAY JIONA
Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :
  • Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.
Farafahatarany ny 15 :
• Ampaham-bola aloa mialoha amin’ny fifanekem-piantohana,
• IRSA,
• DA,
• TVA,
• Hetra amin’ny fahazoan-dalana,
• Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra,
• Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
• Fakana amin’ny vokatra misy alikaola,
• Ampaham-bola aloa mialoha IR.
Mialoha ny 01n’ny volana :
  • Fanambarana ireo vokatra lafo, ireo fividianana entana teto an-toerana, ny vola narotsaka ho an’ny olona ivelany.
Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :
  • Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.
Farafahatarany ny 15 :
  • Fandoavana tanteraka ny hetra amin’ny fifanekem-piantohana,
    • IRSA,
    • DA,
    • TVA,
    • Hetra amin’ny vola miditra ho an’ny taom-piasana mikatona ny 31 desambra.
  • IRCM (taom-piasana mikatona ny 31/12).
  • Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra,
  • Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
  • Fakana amin’ny vokatra misy alikaola.

Mialoha ny 01n’ny volana : farafandoavana ny
• IFT
• IFPB

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :
• Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.
Farafahatarany ny 15:
• IRSA,
• DA,
• TVA,
• Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra.
• Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
• Fakana amin’ny vokatra misy alikaola,
• Ampaham-bola aloa mialoha IR.