<<Mialoha Manaraka>>
Alimanàka
JOLAY AOGOSITRA SEPTAMBRA

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :

Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.

Farafahatarany ny 15 :

• Ampaham-bola aloa mialoha amin’ny fifanekem-piantohana,
• IRSA,
• DA,
• TVA,
• Hetra amin’ny fahazoan-dalana,
• Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra,
• Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
• Fakana amin’ny vokatra misy alikaola.

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :

Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.

Farafahatarany ny 17 :

• IRSA,
• DA,
• TVA,
• Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra,
• Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
• Fakana amin’ny vokatra misy alikaola
• Ampaham-bola aloa mialoha amin’ny IR.