NIFONLINE - S'incrire en ligne - Cliquez ici

<<Mialoha   
 
OCTOBRA

NOVAMBRA

DESAMBRA

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :

- Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.

Farafahatarany ny 17 :

- Ampaham-bola aloa mialoha amin’ny fifanekem-piantohana,
- IRSA
- DA
- TVA
- Fametrahana ny fanambarana ny IFT
- Fametrahana ny fanambarana ny IFPB
- Hetra amin’ny fahazoan-dalana
- Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra
- Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
- Fakana amin’ny vokatra misy alikaola.
- Ampaham-bola aloa mialoha amin’ny IR

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :

- Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.

Farafahatarany ny 15 :

- IRSA
- DA
- TVA
- Hetra amin’ny vola miditra ho an’ny taom-piasana mikatona ny 30 jona.
- IRCM (taom-piasana mikatona ny 30/06)