Manaraka>>
ALIMANAKA

JANOARY

FEBROARY

MARTSA

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :
  •  Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.

Farafahatarany ny 16 :

• IRSA,
• Ampaham-bola aloa mialoha amin’ny fifanekem-piantohana,
• Fakana amin’ny alikaola sy ireo vokatra misy alikaola,
• Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
• Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra,
• DA,
• TVA,
• Hetra amin’ny fahazoan-dalana.

Mialoha ny 31 :

         - Haba amin’ny fitaovana mandeha ho azy.

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :
  •  Fakana amin’nyvokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.

Farafahatarany ny 16 :

  • RSA,
    • DA,
    • TVA,
    • Fakana amin’ireo vokatra misy alikaola,
    • Fakana amin’ny vokatra : Fikambanana sy trano filokana,
    • Haba manokana amin’ny zava-pisotro sy ny paraky-sigara voahodina ary ny kilalao miankina amin’ny kisendrasendra,
    • Ampaha-bola aloa mialoha amin’ny hetra alaina amin’ny vola miditra

Mialoha ny faran’ny volana

  •  Fifampanofana am-bava

Ao anatin’ny 10 andro manaraka ny famokarana :
  •  Fakana amin’ny vokatra : Kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy amin’ny vintana.

Farafahatarany ny 16 :

  • • IRSA,

IS