FIKAJIANA NY SARA-PANORATANA AMIN'NY FANAFOANANA


 
 

 Eo an-dalam-panovana hifanaraka amin'ny LF2009

  Taratasy ilaina:

  -Fitanana an-tsoratra mirakitra ny fanafoanana ;

  -Filazana toe-bola ho an’ny 3 taona farany ;

  - Toe-ketra.

 

Sara takiana:

  A- Saran’ny fanafoanana : And.02.02.37

  B- Saran’ny fizarana : Art.02.02.38

  C- Bonis (IR) : Art.01.01.06

 




  FIKAJIANA NY SARA :


D.E Fanafoanana
Toe-pananana :
Trosa :
Renivola :