Ireo hetranao
• Haba amin’ny Tataom-bidy (TVA) • Hetra alaina amn’ny tombom-barotry ny sosaiety (IBS) • Hetra alaina amin’ny fitomboan-karena avy amin’ny fananana mitera-bola (IRCM) • Hetra alaina amin’ny vola miditra tsy miendrika karama (IRNS) • Hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (DA) • Hetra alaina amin’ny vola miditra sy ny mitovy aminy (IRSA) • Haba raikitra amin’ny famindran-tompo (TFT) • Haba amin’ny asa aman-draharaha (TP) • Haba amin’ny fifanakalozana (TST) • Hetran’ny fiara enti-milina (Vignette) • Hetra amin’ny fiara fivezivezen’ny orinasa (TSVTE) • Hetra amin’ny fifanaraham-piantohana • Ny hajia sy ny tapakila nandoavam-bola • Hetra alaina amin’ny fahazoan-dalana hanodina sy hivarotra zava-pisotro misy alikaola • Fakana mialoha amin’ny vokatra azo amin’ny kilalao • Fakana mialoha amin’ny vokatra : kilalao miankina amin’ny kisendrasendra sy ny vintana • Fakana mialoha amin’ny labiera • Haba aloa amin’ny milina filokana mandeha ho azy • Haba manokana alaina amin’ny zava-pisotro misy alikaola sy ny paraky sigara voahodina • Hetra amin’ny vola miditra (IR) • FIKAMBANANA NA FITELEMANA ORINASA