olon-tsotra
Ireo manao asa mahaleo tena toy ny : mpitsabo, mpitsabo nentim-paharazana, mpitsabo nify, mpisolo vava, vaditany, mpanakanto, mpanao hosodoko, mpampanofa trano sy tany, sns… . ny hetra aloa :1/ Raha Vola maty latsaky ny Ar 20 000 000 isan-taona dia Hetra Tambatra (IS) no aloa mialoha ny 31 Martsa any amin’ny Ivon-ketra misy ny toerana onenana, 2/Raha Vola maty mihoatra ny Ar 20 000 000 isan-taona dia Hetra amin’ny Vola miditra (IR) no aloa mialohan’ny :
3/ Raha vola maty mihoatra ny Ar 200 000 000 dia mandoa Haba amin’ny sanda hary( TVA) ny Tahan-ketra1/ Hetra Tambatra (IS): 5% alaina amin’ny vola maty isan-taona, ny hetra farany ambany dia Ar 16 000, 2/ Hetra amin’ny vola miditra (IR): 20% alaina amin’ny tombombarotra isan-taona. Ny hetra farany ambany dia Ar 100 000 + 5‰ alaina amin’ny vola maty na Ar 320 000 + 5‰ alaina amin’ny vola maty. 3/ Haba amin’ny sanda hary (TVA): 20% ny vola maty. ny Birao fandoavan-ketra1/ Vola maty latsaky ny Ar 200 000 000 dia any amin’ny Ivon-ketra misy ny toerana onenana (Centre Fiscal), 2/ Vola maty Ar 200 000 000 ka hatramin’ny Ar 4 000 000 000 dia any amin’ny sampan-draharaham-paritry ny hetra (SRE), 3/ Vola maty mihoatra ny Ar 4 000 000 000 dia any amin’ny foibe fitantanana ara-ketra ny orinasa vaventy (DGE) ny hetra fanampiny: |
|