MPIASA

Ireo manao asa andraisan-karama sy /na tambin-karama, toy ny mpiasa na orinasa, mpiasam-panjakana (an-tselika na raikitra).

ny hetra aloa :

Ny hetra aloa dia alaina amin’ny karama sy ny toa azy isam-bolana (IRSA) mialoha ny faha 15 ny volana manaraka.

ny Tahan-ketra

1/ Karama hatramin’ny Ar 250 000 : Ar 2 000 ,

2/ Karama mihoatra ny Ar 250 000 : 20%,

3/ Hetra farany ambany : Ar 2 000.

ny Birao fandoavan-ketra

Any amin’ny Ivon-ketra fandrotsahan’ny mpampiasa hetra.

 

ny hetra fanampiny: