Hetra fanampiny

DA:

Manamboatra na manafatra toaka, sigara, paraky

Fanafarana fiara

Seraseram-pifandraisana (finday)

IL :

Mivarotra toaka nahazoana alalana.

IRCM :

Manana petra bola any amin’ny banky ohatra.

TCA:

Fifanarahana ara-piantohana.

IPVI

Mivarotra tany na trano.. 

DE:

Mividy tany na trano na fiara , firaketana ara-panjakana, sns sns

TSJS:

Trano filokana sy filalaovana, fanafarana zava-pisotro misy alikaola, paraky sy sigara voahodina.
TVA 8%

Ho an’ireo nahazo “marchés publics” ka tsy mandoa TVA 20%.

IRI 5%

Ho an’ireo izay tsy manana laharana ara-ketra (NIF).