LFR 2016
Rehefa lany ny fanovana teo amin'ny lalana ny fitantanam-bolan-panjakana ho an'ny taona 2016 dia nanao sehatra fampafantarana izany ny DGI izay notontosaina tao amin'ny CCIA tamin'ny 18 jolay lasa teo; ny ambangovangon'izany famelabelarana izany.