Akon'ny hetra n:57, Jona 2019. Ny fampidiran- ketra anatiny isakefa-bolana 2019: Raha mihoatra amin’ny taona 2018, azo lazaina ho nisy fitomboana eo amin’ny 21,39% ny tahan’ny hetra amin’ny vola maty.

  • Nandritry ny fihaonana no nanamafisany ny fepetra entina hanatsarana ny fifandraisana amin’ny mpandoa hetra, ny fanatsarana ny fampidiran-ketra ary ny fanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara. 
  • Ny fampidiran- ketra anatiny isakefa-bolana 2019: Raha mihoatra amin’ny taona 2018, azo lazaina ho nisy fitomboana eo amin’ny 21,39% ny tahan’ny hetra amin’ny vola maty.
  • Mandray anjara hatrany amin’ny foara iraisam- pirenena eto Madagasikara ny DGI: tapa tamin’izany fa manatona hartan ny mpandoa letra ary vonona izy ireo andray anjara amin’’ny tandrify azy izy ireo.  Tohiny