Direction
Generale
des Impots
pour vous
- Inona no atao hoe fidirana ao anatin’ny valan’ny ara-dalàna na « formalisation » ?
- Inona avy ireo mety ho sakana ho an’ny fidirana amin’ny ara-dalàna ?
- Inona avy ireo karazana orinasa azo atsangana ?
- Inona avy ireo dingana tokony arahana raha hanangana orinasa ?
Nandray anjara tamin’ny adihevitra an-databatra boribory, anatin’ny hetsika « Jeudis de l’Entrepreneuriat », izay nokarakarain’ny Maison de l’Entrepreneuriat, tao amin’ny efitrano malalaky ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) Analakely, ny Alakamisy 15 mey, ny Foibem-pitondrana ankapobeny ny Hetra, niaraka tamin’ireo solotena avy amin’ny EDBM sy ny CUA.