Direction
Generale
des Impots
pour vous
Fanentanana sy fampahatsiahivana momba ny Fitondran-tena filamatry ny Mpiasanโny Hetra na ny "Rรฉfรฉrentiel de comportement", ary ny fanatsarana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ny BIANCO indrindra momba ny fanabeazana sy fisorohana ny kolikoly, ireo rehetra ireo no notanterahanโny Rafitra iadiana aminโny kolikoly STAC/RaIKo tany aminโny Fitaleavam-paritry ny Hetra DIANA sy SAVA.
Nisitraka izany fizarana izany avokoa ireo mpiara-miasa, izay notarihanโireo Talem-paritry ny Hetra ary ireo Tompon'andraikitra isanโambaratongany.