Direction

Generale

des Impots

pour vous

akon'ny anjara hetrako - fia/fig 2025

Hita taratra nandritra izay 4 andro voalohan’ny foara izay ny hamaroan’ny olona niditra ao amin’ny valan’ny ara-dalàna, ka mpandoa hetra vaovao avy eto Analamanga sy avy any amin’ny faritra no noraisina teo amin’ny tranohevan’ny DGI.

Tsy niova ny toromarika amin’ny fahazoana eo noho eo ny Karatry ny mpandoa Hetra :

  • Dika mitovy amin'ny karapanondrom-pirenena
  • Fanamarinam-ponenana
  • AR 16 000 aloa amin'ny #e_Hetraphone