Direction
Generale
des Impots
pour vous
Mpandraharaha maro no nisitraka ny fizarana mahakasika ny fepetra ara-ketra vaovao mamerina ny Haba amin’ny tataom-bidy amin’ny zana-bola avy amin’ny findramam-bola, izay entin’ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ho an’ny taona 2025, nandritra ny Foire aux crédits et investissements tetsy amin’ny Novotel Ankorondrano, ny alahady 31 aogositra lasa teo.