Direction
Generale
des Impots
pour vous
Rakitra an-tsarin'ny ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ireo mpivarotra miara-miasa aminโny ADES - Association pour le Dรฉveloppement de l'Energie Solaire, mahakasika ireo ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป-๐๐๐ผ๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฑ๐ฎ๐นร ๐ป๐ฎ ary ireo ๐ฑ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ny laharam-pamantarana ara-ketra na ny ๐ก๐๐.
Araka izany dia ny ekipanโny Fitaleavana ny Fampiofanana arakโasa no nitondra ny fifampizarana, omaly Alarobia 15 aprily 2026, tao aminโny ยซ Aux รclats Verts ยป Ambatobe, taminโireo mpanatrika miisa 40. Marihana fa ny fifampihainoana sy fifanatonana aminโny mpandraharaha dia tafiditra tanteraka ao anatinโny ๐ฝ๐ฟ๐ผ๐ด๐ฟ๐ฎ๐บ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ธ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ na ny ยซ promotion du civisme fiscal ยป, izay anisanโny andraikitra goavana iantsorohanโny Foibem-pitantanana ankapobeny ny Hetra. Ny tanjona moa dia ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐ธ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ eo aminโny sampan-draharaham-panjakana sy ny mpandoa hetra.
Amafisina hatrany fa ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ถ๐บ๐ฎ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ eto anivonโny DGI. Koa entanina ireo mpandraharaha, vondrona, orinasa sy toeram-pampianarana ary ireo ivotoeram-pampiofanana izay maniry hisitraka izany mba handefa mailaka aminโny adiresy ๐ฑ๐ด๐ถ๐บ๐ฝ๐ผ๐๐@๐บ๐ผ๐ผ๐.๐บ๐ด