Direction
Generale
des Impots
pour vous
Nanokana andiana atrikโasa fikaonan-doha, izay notarihanโny Talem-paritry ny Hetra mpisolo toerana, ireo Lehibena Sampan-draharaha sy Ivon-ketra ary mpisafo raharahanโny Hetra miasa eo anivonโny ny Fitaleavam-paritry ny Hetra ao Vakinankaratra handinihana ireo lamina vaovao hapetraka ho ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐น๐ถ๐๐ฎ๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ปโ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฏ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ผ๐ป-๐ธ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ป๐.
Ny Sampan-draharaham-paritry ny Orinasa ๐ฆ๐ฅ๐ ๐ฉ๐ฎ๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ sy ivon-ketra miisa 5 moa dia ny CF ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ๐น๐ฎ๐บ๐ฝ๐, ๐๐ป๐๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ sy ๐, ๐๐ฒ๐๐ฎ๐ณ๐ผ ary ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ณ๐ผ๐๐๐ no mandrafitra ity DRI ity.