Direction

Generale

des Impots

pour vous

fifanohanan'ny sampandraharahan'ny hetra sy ny sehatra tsy miankina

Rakitra an-tsarin’ny :

  • Atrik’asa izay nanasan’ny fikambanan’ireo mpandraharaha ara-bola madinika na ny "𝗔𝘀𝘀𝗼𝗰𝗶𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗣𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗜𝗻𝘀𝘁𝗶𝘁𝘂𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗱𝗲 𝗠𝗶𝗰𝗿𝗼𝗙𝗶𝗻𝗮𝗻𝗰𝗲" (𝗔𝗣𝗜𝗠𝗙) ny DGI, nandinihana ireo fepetra ara-ketra mahakasika ny IMF, tetsy amin’ny Hôtel IBIS Ankorondrano, ny alakamisy 23 aprily lasa teo ;
  • "Journée de la fiscalité" izay nokarakarain’ny 𝗖𝗮𝗯𝗶𝗻𝗲𝘁 𝗖𝗘𝗖𝗢𝗠, ny zoma 24 aprily, ka nangatahan’izy ireo famelabelaran-kevitra manodidina karazana lohahevitra maromaro mifandraika indrindra amin’ireo fepetra ara-ketra anatiny sy ny rafitra ara-ketra iraisam-pirenena.