Direction
Generale
des Impots
pour vous
๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐ ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐ถ๐๐ฎ ๐ฎ๐ฎ๐ฎ no namaly ny antso taminโny fampiofanana mahakasika ireo adidy sy paika ara-ketra mifanaraka aminโny Lalร na mifehy ny tetibolam-panjakana ho anโny taona 2026, izay notanterahina tetsy aminโny ivotoeranโny mpandraharaha na ny ๐ ๐ฎ๐ถ๐๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ๐ ๐๐ป๐๐ฟ๐ฒ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐๐ฟ๐ Antaninarenina.
Ireo no novaliana tao anatinโny ora maromaro, ary nahitana soritra ireo adidy sy paika tokony arahanโny mpandoa hetra am-perinโasa tsirairay.
Ny tanjona dia ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ฟ๐ถ๐๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐นร ๐ป๐ฎ, ka fotoana iray nanararaotana nihainoana sy namaliana ireo karazam-panontaniana nanitikitika ireo mpandray anjara ihany koa ny fihaonana taminโny zoma 17 aprily 2026 io.